Ezekiel 16:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, izao no helok’i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fiainana tsy nisy ahiahy no tao aminy sy tao amin’ny zanany vavy fa tsy mba nampahery ny malahelo sy ny mahantra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no helok’i Sôdôma rahavavinao: avonavona, fananam-be ary fianinana tsy miraikan’izy sy ny zanany vavy, sady tsy mba nitantana ny ory sy ny mahantra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto monja no hany fahadisoany: niaina tamin’ny avonavona sy ny fihinanam-be ary ny toetra bonaika tsy miraika izy fa tsy namonjy ny mahantra sy ny fadiranovana.
Malagasy Bible 1865
Indro, izao no helok'i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fahatokiam-poana no tao aminy sy tao amin'ny zananivavy, ary tsy mba nitantana ny malahelo sy ny mahantra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, izao no helok’i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fiainana tsy nisy ahiahy no tao aminy sy tao amin’ny zanany vavy fa tsy mba nampahery ny malahelo sy ny mahantra izy.
malagasy
Indro, izao no helok'i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fahatokiam-poana no tao aminy sy tao amin'ny zananivavy, ary tsy mba nitantana ny malahelo sy ny mahantra izy.