Ezekiel 16:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haveriko ho amin’ny toerany teo aloha ireny, dia i Sodoma sy ny zanany vavy, ary i Samaria sy ny zanany vavy, dia haveriko ho amin’ny toeranao teo aloha eo afovoany koa ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampodiko ny lasan-ko babo tamin’izy ireo, dia ny lasan-ko babo tamin’i Sôdôma sy ny zanany vavy, ny lasan-ko babo tamin’i Samaria sy ny zanany vavy, ary ny anao lasan-ko babo koa eo amin’ny azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamboariko ireo tanàna ireo: haveriko amin’ny laoniny ny fiainana ao Sôdôma sy ireo zana-bohiny ary ny ao Samaria mbamin’ny zana-bohiny; ary haveriko amin’ny laoniny tahaka azy koa ianao eo afovoan’ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary hampodiko avy amin'ny fahababoana ireny, dia Sodoma sy ny zananivavy, ary Samaria sy ny zananivavy mbamin'izay olonao voababo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haveriko ho amin’ny toerany teo aloha ireny, dia i Sodoma sy ny zanany vavy, ary i Samaria sy ny zanany vavy, dia haveriko ho amin’ny toeranao teo aloha eo afovoany koa ianao,
malagasy
Ary hampodiko avy amin'ny fahababoana ireny, dia Sodoma sy ny zananivavy, ary Samaria sy ny zananivavy mbamin'izay olonao voababo,