Ezekiel 16:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitondranao ny henatrao sy hangaihaizanao noho izay rehetra nataonao ka ho fampiononana ho azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hitondranao ny henatrao, sy hampangaihay anao noho ny nataonao rehetra hampionona azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hionona ireo rahavavinao raha mahita anao menatra sy afa-baràka tamin’izay rehetra nataonao.
Malagasy Bible 1865
mba hitondranao ny henatrao sy hangaihaizanao noho izay rehetra nataonao amin'ny hampiononanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitondranao ny henatrao sy hangaihaizanao noho izay rehetra nataonao ka ho fampiononana ho azy izany.
malagasy
mba hitondranao ny henatrao sy hangaihaizanao noho izay rehetra nataonao amin'ny hampiononanao azy.[Na: tamin'ny nampiononanao azy]