Ezekiel 16:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny rahavavinao, dia i Sodoma sy ny zanany vavy, dia hiverina amin’ny toerany taloha, ary i Samaria sy ny zanany vavy dia hiverina amin’ny toerany taloha, ary ianao sy ny zanakao vavy dia hiverina amin’ny toeranareo taloha koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Sôdôma rahavavinao sy ny zanany vavy, hody amin’ny toetrany taloha; i Samaria sy ny zanany vavy, hody aminy toetrany taloha; ianao sy ireo zanakao vavy koa, hody amin’ny toetrareo taloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiverina amin’ny laoniny taloha i Sôdôma sy i Samaria mbamin’ireo zana-bohiny; ary ho tahaka izany koa ianao sy ireo zana-bohitrao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahavavinao, dia Sodoma sy ny zananivavy, dia hody amin'ny toetrany taloha, ary Samaria sy ny zananivavy dia hody amin'ny toetrany taloha, ary ianao sy ny zanakaovavy dia hody amin'ny toetrareo taloha koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny rahavavinao, dia i Sodoma sy ny zanany vavy, dia hiverina amin’ny toerany taloha, ary i Samaria sy ny zanany vavy dia hiverina amin’ny toerany taloha, ary ianao sy ny zanakao vavy dia hiverina amin’ny toeranareo taloha koa.
malagasy