Ezekiel 16:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy mbola mba notononin’ny vavanao akory ny nanjo an’i Sodoma rahavavinao tamin’ny andro niavonavonanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Sôdôma, rahavavinao tsy mba notononin’ny vavanao akory, tamin’ny andro niavonavonanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro mbola nireharehanao dia fanarabiana no niresahanao an’i Sôdôma rahavavinao.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy mbola mba notononin'ny vavanao akory ny nanjo an'i Sodoma rahavavinao tamin'ny andro niavonavonanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy mbola mba notononin’ny vavanao akory ny nanjo an’i Sodoma rahavavinao tamin’ny andro niavonavonanao,
malagasy
Nefa tsy mbola mba notononin'ny vavanao akory ny nanjo an'i Sodoma rahavavinao tamin'ny andro niavonavonanao,