Ezekiel 16:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fony tsy mbola niseho ny faharatsianao, toy ny tamin’ilay nandatsa anao ny zanakavavin’i Arama sy izay rehetra manodidina azy, ary ny zanakavavin’ny Filistina, izay namingavinga anao tamin’ny manodidina anao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fony mbola tsy naharihary ny haratsianao; toy ny fony ianao nolatsain’ny zanaka vavin’i Siria mbamin’ny manodidina rehetra, sy novingavingain’ny zanaka vavin’ny Filistinina nanodidina anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talohan’ny nisehoan’ny faharatsianao an-karihary izany. Anjaranao kosa izao no latsain’ireo tanàna edômita sy ny zana-bohitra rehetra manodidina ary vingavingain’ireo tanàna filistinina etsy sy eroa.
Malagasy Bible 1865
fony tsy mbola niseho ny faharatsianao, toy ny tamin'ny andro nandatsan'ny zanakavavin'i Syria sy izay rehetra manodidina azy ary ny zanakavavin'ny Filistina, izay namingavinga anao manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
fony tsy mbola niseho ny faharatsianao, toy ny tamin'ny andro nandatsan'ny zanakavavin'i Syria sy izay rehetra manodidina azy ary ny zanakavavin'ny Filistina, izay namingavinga anao manodidina.