Ezekiel 16:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Araka ny nataonao ihany no hataoko aminao izay namingavinga ny fianianana ka nivadika ny fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Araka ny nataonao ihany no hataoko aminao, ianao ilay nanatsinontsinona ny fianiananao, tamin’ny nivadihanao ny fanekena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao manko no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Tsy noraharahainao ny fianianana nataonao fa nivadika tamin’ny fanekempihavanako ianao; koa araka izany no hataoko aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Araka ny nataonao ihany no hataoko aminao, izay namingavinga ny fianianana ka nivadika ny fanekena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Araka ny nataonao ihany no hataoko aminao izay namingavinga ny fianianana ka nivadika ny fanekena.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Araka ny nataonao ihany no hataoko aminao, izay namingavinga ny fianianana ka nivadika ny fanekena.