Ezekiel 16:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandalo Aho ka nahita anao nihosinkosina teo amin’ny ranao dia hoy Aho taminao, raha mbola tamin’ny ranao ianao: Ho velona anie ianao! Eny, hoy Aho taminao, raha mbola tamin’ny ranao ianao: Ho velona anie ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandalo teo akaikinao Aho, dia nahita anao nitsipatsipaka tamin’ny ranao, ka nanao taminao hoe: «Miveloma amin’ny ranao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandalo teo anilanao Aho ka nahita anao nihosina tao amin’ny ranao. Koa nilaza taminao Aho fa tsy maintsy velona ianao na dia mihosin-dra aza; eny, tsy maintsy velona ianao, hoy Aho taminao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandalo Aho ka nahita anao nihosinkosina teo amin'ny rànao, dia hoy Izaho taminao, raha mbola tamin'ny rànao ianao: Ho velona anie ianao; eny, hoy Izaho taminao, raha mbola tamin'ny rànao ianao: Ho velona anie ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandalo Aho ka nahita anao nihosinkosina teo amin’ny ranao dia hoy Aho taminao, raha mbola tamin’ny ranao ianao: Ho velona anie ianao! Eny, hoy Aho taminao, raha mbola tamin’ny ranao ianao: Ho velona anie ianao!
malagasy