Ezekiel 16:60 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hotsarovako ny fanekena nataoko taminao tamin’ny andron’ny fahatanoranao ka hanorina fanekena mandrakizay aminao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho anefa mbola hahatsiaro ny fanekena nataoko taminao, tamin’ny andron’ny fahatanoranao, ka hanorina fanekena mandrakizay aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho anefa tsy hivadika amin’ny fanekempihavanana izay nataoko taminao tamin’ny andron’ny fahatanoranao fa hanova azy ho fanekempihavanana maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Nefa hotsarovako ny fanekena nataoko taminao, tamin'ny andro fahakelezanao, ka hanorina fanekena mandrakizay aminao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hotsarovako ny fanekena nataoko taminao tamin’ny andron’ny fahatanoranao ka hanorina fanekena mandrakizay aminao Aho.
malagasy
Nefa hotsarovako ny fanekena nataoko taminao, tamin'ny andro fahakelezanao, ka hanorina fanekena mandrakizay aminao Aho.