Ezekiel 16:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho hanorina ny fanekeko aminao, dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanorina ny fanekena aminao Aho, ka ho fantatrao fa Iaveh Aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohavaoziko ny fanekempihavanako aminao, ka dia hoekenao fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Izaho hanorina ny fanekeko aminao, ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho hanorina ny fanekeko aminao, dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO,
malagasy
Izaho hanorina ny fanekeko aminao, ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah,mba hahatsiarovanao sy hangaihainao ary tsy hiloahanao vava intsony noho ny henatrao, raha mamela ny helokao ny amin'ny nataonao rehetra Aho, hoy Jehovah Tompo.