Ezekiel 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, na dia voavoly aza izy, moa ho vanona va? Tsy halazo tokoa va izy raha asian’ny rivotra avy any atsinanana? Eny, halazo eo amin’ny tany voafaritra naniriany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa voavoly izy, fa moa ho vanona va? Tsy halazo va izy, raha vao tsofin’ny rivotra avy atsinanana? Halazo eo amin’ny kisahasaha naniriany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voavoly tsara tokoa ny voaloboka kanefa tsy mety ho vanona. Raha vao tsofin’ny rivotra avy any atsinanana izy, dia ho maina tanteraka. Eo amin’ny tany tokony haniriany no hahamaina azy am-potony›. »
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, na dia voavoly aza izy, moa ho vanona va? Tsy halazo tokoa va izy, raha asian'ny rivotra avy any atsinanana? Eny, halazo eo amin'ny tany voafaritra naniriany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, na dia voavoly aza izy, moa ho vanona va? Tsy halazo tokoa va izy raha asian’ny rivotra avy any atsinanana? Eny, halazo eo amin’ny tany voafaritra naniriany izy.
malagasy
Koa, indro, na dia voavoly aza izy, moa ho vanona va? Tsy halazo tokoa va izy, raha asian'ny rivotra avy any atsinanana? Eny, halazo eo amin'ny tany voafaritra naniriany izy.