Ezekiel 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka ny iray tamin’ny taranaky ny mpanjaka izy dia nanao fanekena taminy ka nampianiana azy, ary ny lehilahy mahery tamin’ny tany dia noentiny nandeha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia naka ny anankiray tamin’ny taranak’andriana izy, ka nanao fanekena taminy sy nampianiana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia naka olona iray tamin’ny fianakavian’ny mpanjaka izy ka nanao fifanekena taminy, ary nampianiana azy. Nampanalaviriny ny tany ireo olo-maventy rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ary naka ny anankiray tamin'ny taranaky ny mpanjaka izy, dia nanao fanekena taminy ka nampianiana azy, ary ny lehilahy mahery tamin'ny tany dia nentiny nandeha,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka ny iray tamin’ny taranaky ny mpanjaka izy dia nanao fanekena taminy ka nampianiana azy, ary ny lehilahy mahery tamin’ny tany dia noentiny nandeha,
malagasy
Ary naka ny anankiray tamin'ny taranaky ny mpanjaka izy, dia nanao fanekena taminy ka nampianiana azy, ary ny lehilahy mahery tamin'ny tany dia nentiny nandeha,