Ezekiel 17:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, manaova ankamantatra, ary milazà oha-teny amin’ny taranak’Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, manaova fampanonona ary milazà fanoharana amin’ny taranak’i Israely; milazà hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, manaova ankamantatra ary fanoharana ho an’ny Israelita,
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manaova fampanonona, ary milazà fanoharana amin'ny taranak'Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, manaova ankamantatra, ary milazà oha-teny amin’ny taranak’Israely
malagasy
Ry zanak'olona, manaova fampanonona, ary milazà fanoharana amin'ny taranak'Isiraely,