Ezekiel 17:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fandrika haratoko dia hovelariko aminy ka ho azon’ny haratoko izy, ary ho entiko any Babilona ka hotsaraiko any noho ny nivadihany tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hovelariko eo amboniny ny fandrika haratoko, ka ho voa ao amin’ny haratoko izy; hoentiko any Babilôna izy, ka hotsaraiko any, noho ny nivadihany fitokiana tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamelarako fandrika izy ka ho tratra. Hoentiko any Babilôna izy ka any no hotsaraiko noho ny fivadihany tamiko.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fandrika haratoko dia hovelariko aminy, ka ho voan'ny fandriko izy, ary ho entiko any Babylona ka hotsaraiko any noho ny nivadihany tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fandrika haratoko dia hovelariko aminy ka ho azon’ny haratoko izy, ary ho entiko any Babilona ka hotsaraiko any noho ny nivadihany tamiko.
malagasy
Ary ny fandrika haratoko dia hovelariko aminy, ka ho voan'ny fandriko izy, ary ho entiko any Babylona ka hotsaraiko any noho ny nivadihany tamiko.