Ezekiel 17:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Nisy voromahery lehibe nanana elatra lehibe, sady lava ny volon’elany, ary nisoratsoratra avokoa ny volony rehetra. Tonga tao Libanona izy ka naka izay avo indrindra tamin’ny rantsan’ny sedera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tonga tao Libàna ny voromahery lehibe, manana elatra lehibe, ka malalaka be ny fivelatry ny elany, ary rakotra volo samihafa soratra izy, ka nalainy ny tendron’ny sedera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Nisy voromahery iray lehibe nanana elatra goavana sy volo lava sady matevina no misoratsoratra. Nanidina hatrany an-tendrombohitr’i Libano izy ary naka ny tendron’ny hazo sedera,
Malagasy Bible 1865
ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Nisy voromahery lehibe nanana elatra lehibe, sady lava ny volon'elany, ary nisoratsoratra avokoa ny volony rehetra; dia tonga tao Libanona izy ka naka izay avo indrindra amin'ny rantsan'ny sedera;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Nisy voromahery lehibe nanana elatra lehibe, sady lava ny volon’elany, ary nisoratsoratra avokoa ny volony rehetra. Tonga tao Libanona izy ka naka izay avo indrindra tamin’ny rantsan’ny sedera.
malagasy