Ezekiel 17:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tendron’ny tarony dia nolaingosany ka noentiny ho any amin’ny tanin’ny mpivarotra, eny, tany amin’ny tanànan’ny mpivaro-mandeha no nametrahany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notsoahany ny rantsany avo indrindra, nentiny ho any amin’ny tany Kanaana anankiray, nataony tao an-tanànan’ny mpandranto anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanapaka izay avo indrindra tamin’ny rantsany, dia nitondra azy ho any amin’ny tanin’ny mpandranto ary nametraka azy tao an-tanànan’ny mpivarotra.
Malagasy Bible 1865
ny tendron'ny tarony dia nolaingosany ka nentiny ho any amin'ny tany fandrantoana; eny, tao an-tanànan'ny mpandranto no namboleny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tendron’ny tarony dia nolaingosany ka noentiny ho any amin’ny tanin’ny mpivarotra, eny, tany amin’ny tanànan’ny mpivaro-mandeha no nametrahany azy.
malagasy
ny tendron'ny tarony dia nolaingosany ka nentiny ho any amin'ny tany fandrantoana; eny, tao an-tanànan'ny mpandranto no namboleny azy.[Heb. Kanana; izahao xxvi. 29]