Ezekiel 17:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy voromahery lehibe hafa koa nanana elatra lehibe sady be volo, ary indro, manina azy izany voaloboka izany ka nampanatona ny vahany hankany aminy sady nampanaroka ny rantsany avy tamin’ny tany voafaritra nambolena azy mba hankany aminy koa mba holemany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy voromahery makadiry hafa koa, sady be elatra no matevim-bolo; ary indro fa ity voaloboka dia maimay handefa ny fakany mankany aminy, ary nanatsotra ny rantsany mankany aminy, avy eo amin’ny kisahasaha nambolena azy, mba hotondrahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nisy voromahery lehibe iray hafa koa, nanana elatra goavana sy volo matevina. Koa nalefan’ilay voaloboka nankany aminy ny fakany sady natodiny nankany koa ny rantsany, mba hahazo rano betsaka kokoa noho ny teo amin’ny tany nisy azy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy voromahery lehibe hafa koa nanana elatra lehibe sady be volo, ary, indro, manina azy izany voaloboka izany ka nampanatona ny fakany hankany aminy sady nampanaroka ny rantsany avy tamin'ny tany voafaritra nambolena azy mba hankany aminy koa mba holemany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy voromahery lehibe hafa koa nanana elatra lehibe sady be volo, ary indro, manina azy izany voaloboka izany ka nampanatona ny vahany hankany aminy sady nampanaroka ny rantsany avy tamin’ny tany voafaritra nambolena azy mba hankany aminy koa mba holemany.
malagasy