Ezekiel 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voavoly tao amin’ny saha tsara teo amoron’ny rano betsaka izy mba handrantsana sy hamoa ka ho voaloboka tsara indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nambolena azy dia teo amin’ny tany tsara, amoron’ny rano be, mba handravina sy hamoa izy, ary ho tonga voaloboka tsara indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa saha tsara teo amoron’ny rano mikoriana no nambolena azy mba handrobonan’ny rantsany sy hamoazany ka ho tonga voaloboka mahafinaritra.›
Malagasy Bible 1865
Voavoly tao amin'ny saha tsara teo amoron'ny rano be izy mba handrantsana sy hamoa ka ho voaloboka tsara indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voavoly tao amin’ny saha tsara teo amoron’ny rano betsaka izy mba handrantsana sy hamoa ka ho voaloboka tsara indrindra.
malagasy
Voavoly tao amin'ny saha tsara teo amoron'ny rano be izy mba handrantsana sy hamoa ka ho voaloboka tsara indrindra.