Ezekiel 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha miteraka zazalahy mpanao an-keriny sy mpandatsa-dra izy ka indrisy, manao na dia ny iray ihany amin’ireo zavatra ireo aza iny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izany olona izany miteraka zaza masiaka, izay mandatsa-dra, ka manao amin’ny rahalahiny ny iray amin’ireo zavatra ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha ohatra io lehilahy io manan-janaka lahy mandroba sy mamono olona ho faty na manao zavatra mitovy karazana amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha miteraka zazalahy mpanao an-keriny sy mpandatsa-drà izy, ka manao na dia iray ihany amin'ireo zavatra ireo aza iny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha miteraka zazalahy mpanao an-keriny sy mpandatsa-dra izy ka indrisy, manao na dia ny iray ihany amin’ireo zavatra ireo aza iny,
malagasy
Fa raha miteraka zazalahy mpanao an-keriny sy mpandatsa-drà izy, ka manao na dia iray ihany amin'ireo zavatra ireo aza iny