Ezekiel 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa izy tenany tsy nanao ireo zavatra ireo akory fa ilay zazalahy no mihinana eny an-tendrombohitra, na mandoto ny vadin’ny namany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- fa ny tenany kosa tsy nanao ireo zavatra ireo, - mihinana eny an-tendrombohitra, manala baraka ny vadin’ny namany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nanao ireo zavatra ireo akory ny rainy, fa ity zanany no mihinana amin’ny sakafom-panompoan-tsampy eny an-tendrombohitra, mandoto ny vadin’ny namany,
Malagasy Bible 1865
(nefa tsy nanao ireo zavatra ireo akory ny tenany), na mihinana eny an-tendrombohitra, na mandoto ny vadin'ny namany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa izy tenany tsy nanao ireo zavatra ireo akory fa ilay zazalahy no mihinana eny an-tendrombohitra, na mandoto ny vadin’ny namany,
malagasy
(nefa tsy nanao ireo zavatra ireo akory ny tenany), na mihinana eny an-tendrombohitra, na mandoto ny vadin'ny namany,