Ezekiel 18:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na mampahory ny malahelo sy ny mahantra, na mandroba, na tsy mamerina ny natao antoka, na manandratra ny masony ho amin’ny sampy ka manao izay fahavetavetana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mampahory ny mahantra sy ny malahelo, manao halatra, tsy mamerina ny natao antoka, manandra-maso amin’ny sampy, manao fahavetavetana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mitsentsitra ny mahantra sy ny fadiranovana, mangalatra amin’ny olona, tsy mamerina ny antoka izay nomen’ireo mpitrosa azy, manompo sampy sady manao zavatra maharikoriko,
Malagasy Bible 1865
na mampahory ny malahelo sy ny mahantra, na mandroba, na tsy mamerina ny natao tsatòka, na manandratra ny masony ho amin'ny sampy ka manao izay fahavetavetana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na mampahory ny malahelo sy ny mahantra, na mandroba, na tsy mamerina ny natao antoka, na manandratra ny masony ho amin’ny sampy ka manao izay fahavetavetana,
malagasy
na mampahory ny malahelo sy ny mahantra, na mandroba, na tsy mamerina ny natao tsatòka, na manandratra ny masony ho amin'ny sampy ka manao izay fahavetavetana,