Ezekiel 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na mampanjana-bola, na maka tombony, moa ho velona va izy? Tsy ho velona izy; nanao ireo fahavetavetana rehetra ireo izy; ho faty tokoa izy ary ny rany dia ho aminy ihany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manao zana-bola be loatra, maka zana-bola, ka dia ho velona va io?... Tsy ho velona izy, efa nanao ireo fahavetavetana rehetra ireo izy, tsy maintsy ho faty tokoa, ary ny rany ho aminy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mampindram-bola mba hahazoana zana-bola sy tombony. Moa tokony ho velona ve io zanany lahy io? Tsia! Nanao ireo zava-dratsy rehetra maharikoriko ireo izy, ka ho faty tokoa ary ho tompon’andraikitry ny fahafatesany.
Malagasy Bible 1865
na mampanana vola, na maka tombony moa ho velona va izy? Tsy ho velona izy; nanao ireo fahavetavetana rehetra ireo izy; ho faty tokoa izy, ary ny ràny dia ho aminy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na mampanjana-bola, na maka tombony, moa ho velona va izy? Tsy ho velona izy; nanao ireo fahavetavetana rehetra ireo izy; ho faty tokoa izy ary ny rany dia ho aminy ihany!
malagasy
na mampanana vola, na maka tombony moa ho velona va izy? Tsy ho velona izy; nanao ireo fahavetavetana rehetra ireo izy; ho faty tokoa izy, ary ny ràny dia ho aminy ihany.