Ezekiel 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha iny kosa indray no miteraka zazalahy izay mahita ny fahotana rehetra nataon’ny rainy, nefa nony mahita izany izy dia tsy mba manao tahaka izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro kosa, misy lehilahy anankiray niteraka zazalahy anankiray, izay mahita ny fahotana rehetra nataon-drainy; nahita izany izy nefa tsy mba nanao zavatra toy izany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy kosa lehilahy iray manan-janaka lahy. Izany zanany lahy izany, rehefa nahita ny fahotana rehetra nataon-drainy, dia tsy manahaka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, raha iny kosa indray miteraka zazalahy, izay mahita ny fahotana rehetra nataon-drainy, nefa nony mahita izany izy, dia tsy mba manao tahaka izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha iny kosa indray no miteraka zazalahy izay mahita ny fahotana rehetra nataon’ny rainy, nefa nony mahita izany izy dia tsy mba manao tahaka izany
malagasy
Ary, indro, raha iny kosa indray miteraka zazalahy, izay mahita ny fahotana rehetra nataon-drainy, nefa nony mahita izany izy, dia tsy mba manao tahaka izany,