Ezekiel 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin’ny sampin’ny taranak’Israely, na mandoto ny vadin’ny namany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nihinana teny an-tendrombohitra, tsy nanandra-maso tamin’ny sampin-dozan’ny taranak’i Israely, tsy nanala baraka ny vadin’ny namany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mihinana amin’ny sakafom-panompoan-tsampy eny an-tendrombohitra izy na manompo ireo sampin’ny Israelita ary tsy mandoto ny vadin’ny namany.
Malagasy Bible 1865
ka tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin'ny sampin'ny taranak'Isiraely, na mandoto ny vadin'ny namany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin’ny sampin’ny taranak’Israely, na mandoto ny vadin’ny namany,
malagasy
ka tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin'ny sampin'ny taranak'Isiraely, na mandoto ny vadin'ny namany,