Ezekiel 18:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na mampahory olona, na maka antoka, na mandroba, fa manome ny haniny ho an’ny noana ary manafy lamba ny mitanjaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy nampahory olona, tsy naka antoka, tsy nanao halatra fa nanome hanina ho an’ny noana, nanafy lamba ny mitanjaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mitsentsitra na mangalatra izy sady tsy mitaky antoka amin’ny mpitrosa ary manome hanina ho an’ny noana sy fitafiana ho an’ny tsy manana,
Malagasy Bible 1865
na mampahory olona, na maka tsatòka, na mandroba, fa manome ny haniny ho an'ny noana ary manafy lamba ny mitanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na mampahory olona, na maka antoka, na mandroba, fa manome ny haniny ho an’ny noana ary manafy lamba ny mitanjaka,
malagasy
na mampahory olona, na maka tsatòka, na mandroba, fa manome ny haniny ho an'ny noana ary manafy lamba ny mitanjaka,