Ezekiel 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miaro ny tanany tsy hampahory ny mahantra, tsy mampanàna vola na maka tombony, fa manaraka ny fitsipiko sy mandeha araka ny lalànako, dia tsy ho faty noho ny heloky ny rainy izy; ho velona tokoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy nanao zana-bola be loatra na naka zana-bola; nitandrina ny lalàko izy ary nanaraka ny didiko; tsy ho faty noho ny rainy izy fa ho velona tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy miray tsikombakomba amin’ny tsy marina na mampindram-bola mba hahazoana zana-bola sy tombony. Manatanteraka ny fitsipiko sy manaraka ny lalànako, ka tsy ho faty noho ny fahadisoan-drainy fa ho velona tokoa.
Malagasy Bible 1865
miaro ny tànany tsy hampahory ny mahantra, tsy mampanana vola, na maka tombony, fa manaraka ny fitsipiko sy mandeha araka ny lalàko, dia tsy ho faty noho ny helo-drainy izy; ho velona tokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miaro ny tanany tsy hampahory ny mahantra, tsy mampanàna vola na maka tombony, fa manaraka ny fitsipiko sy mandeha araka ny lalànako, dia tsy ho faty noho ny heloky ny rainy izy; ho velona tokoa izy.
malagasy
miaro ny tànany tsy hampahory ny mahantra, tsy mampanana vola, na maka tombony, fa manaraka ny fitsipiko sy mandeha araka ny lalàko, dia tsy ho faty noho ny helo-drainy izy; ho velona tokoa izy.