Ezekiel 18:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no manao izao oha-teny izao ao amin’ny tanin’ny Israely ianareo: Ny ray no mihinana voaloboka maharikivy ka ny nifin’ny zanany no madilo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana ange no anonontononanareo ity ohabolana ity, ny amin’ny tanin’i Israely ataonareo hoe: Ny ray no mihinam-boaloboka marikivy, ka ny zanany no madilo nify!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ahoana moa no amerimberenanareo izao ohabolana izao ao amin’ny tanin’i Israely hoe: ‹Ny ray aman-dreny no nihinana voaloboka marikivy, ka ny zanany ve no hadilo nify?›
Malagasy Bible 1865
Nahoana no manao izao ohabolana izao ao amin'ny tanin'ny Isiraely ianareo: Ny ray no mihinana voaloboka maharikivy, ka ny nifin'ny zanany no madilo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no manao izao oha-teny izao ao amin’ny tanin’ny Israely ianareo: Ny ray no mihinana voaloboka maharikivy ka ny nifin’ny zanany no madilo?
malagasy
Nahoana no manao izao ohabolana izao ao amin'ny tanin'ny Isiraely ianareo: Ny ray no mihinana voaloboka maharikivy, ka ny nifin'ny zanany no madilo?