Ezekiel 18:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny ratsy fanahy no miala amin’ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahitsy dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy kosa raha miala amin’ny fahotana rehetra nataony ka mitandrina ny didiko rehetra sy manaraka ny hitsiny sy ny rariny, ho velona izy, fa tsy ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olon-dratsy miala amin’ny fahotana rehetra nataony, ka mitandrina ny lalànako rehetra ary manao izay marina sy mahitsy, dia tsy ho faty izany olona izany fa ho velona tokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny ratsy fanahy miala amin'ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny ratsy fanahy no miala amin’ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahitsy dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.
malagasy
Fa raha ny ratsy fanahy miala amin'ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.