Ezekiel 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa sitrako akory va ny fahafatesan’ny ratsy fanahy, hoy NY TOMPO Andriamanitra, fa tsy ny hialany amin’ny lalany mba ho velona izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ny hahafatesan’ny ratsy fanahy ve no sitrako, - teny marin’ny Tompo Iaveh, - fa tsy ny hialany amin’ny helony rehetra ka ho velona izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa sitrako ve ny hahita ny olon-dratsy ho faty? Izaho Tompo ANDRIANANAHARY dia manao teny hentitra fa ny hiovany fitondrantena mba hahavelomany no sitrako.
Malagasy Bible 1865
Moa sitrako akory va ny fahafatesan'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa tsy ny hialany amin'ny alehany mba ho velona izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa sitrako akory va ny fahafatesan’ny ratsy fanahy, hoy NY TOMPO Andriamanitra, fa tsy ny hialany amin’ny lalany mba ho velona izy?
malagasy
Moa sitrako akory va ny fahafatesan'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa tsy ny hialany amin'ny alehany mba ho velona izy?