Ezekiel 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny marina no miala amin’ny fahamarinany ary manao meloka ka maty amin’izany dia maty noho ny heloka nataony ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miala amin’ny fahamarinany ny marina ka manao ny tsy marina ary maty amin’izany, dia noho ny tsy marina nataony no ahafatesany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olo-marina miala amin’ny fahamarinany, ka manao heloka ary maty amin’izany, dia maty noho ny heloka nataony ihany izy.
Malagasy Bible 1865
Raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ary manao meloka ka maty amin'izany, dia maty noho ny heloka nataony ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny marina no miala amin’ny fahamarinany ary manao meloka ka maty amin’izany dia maty noho ny heloka nataony ihany izy.
malagasy
Raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ary manao meloka ka maty amin'izany, dia maty noho ny heloka nataony ihany izy.