Ezekiel 18:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha ny ratsy fanahy no miala amin’ny faharatsiana nataony ka manao izay marina sy mahitsy dia hahavonjy ny ainy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha miala amin’ny haratsiana nataony kosa ny ratsy fanahy, ka manaraka ny hitsiny sy ny rariny amin’ny ataony, dia hamelona ny fanahiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy kosa olon-dratsy miala amin’ny faharatsiana nataony, ka manao izay marina sy mahitsy, dia mamonjy ny ainy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny ratsy fanahy miala amin'ny faharatsiana nataony ka manao izay marina sy mahitsy, dia hovelominy ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha ny ratsy fanahy no miala amin’ny faharatsiana nataony ka manao izay marina sy mahitsy dia hahavonjy ny ainy izy.
malagasy
Ary raha ny ratsy fanahy miala amin'ny faharatsiana nataony ka manao izay marina sy mahitsy, dia hovelominy ny fanahiny.