Ezekiel 18:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mahita ny fahadisoana rehetra izay nataony izy ka miala amin’izany dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha sokafany ny masony, ka miala amin’ny fahadisoana rehetra nataony izy, dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho velona tokoa izy fa tsy ho faty satria nahatsapa ny asa ratsiny ka niala tamin’izany.
Malagasy Bible 1865
Raha mahita izy ka miala amin'ny fahadisoana rehetra izay nataony, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mahita ny fahadisoana rehetra izay nataony izy ka miala amin’izany dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.
malagasy
Raha mahita izy ka miala amin'ny fahadisoana rehetra izay nataony, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.