Ezekiel 18:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ny taranak’Israely: Tsy marina ny lalan’ny Tompo. Ry taranak’Israely, ny lalako va no tsy marina? Tsy ny lalanareo va no tsy marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazain’ny taranak’i Israely anefa fa tsy marina ny lalan’ny Tompo! Moa ny lalako va no tsy mahitsy, ry taranak’i Israely? Moa tsy ny lalanareo no tsy mahitsy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hoy ianareo Israelita hoe: ‹Tsy marina ny fitòndran’ny Tompo.› Tsy ny fitòndrako no tsy marina fa ny anareo!
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy ny taranak'Isiraely: Tsy marina ny fitondran 'ny Tompo. Ry taranak'Isiraely, ny fitondrako va no tsy marina? Tsy ny fitondranareo va no tsy marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ny taranak’Israely: Tsy marina ny lalan’ny Tompo. Ry taranak’Israely, ny lalako va no tsy marina? Tsy ny lalanareo va no tsy marina?
malagasy
Nefa hoy ny taranak'Isiraely: Tsy marina ny fitondran'ny Tompo. Ry taranak'Isiraely, ny fitondrako va no tsy marina? Tsy ny fitondranareo va no tsy marina?[Heb. lalana]