Ezekiel 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia tsy hisy hanaovanareo izany oha-teny izany ao amin’ny Israely intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velona Aho, - teny marin’ny Tompo Iaveh, - tsy hisy hanaovanareo izany ohabolana izany intsony, eo amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona Izaho Tompo ANDRIANANAHARY, ka manao teny hentitra sy mianiana fa tsy hotononinareo any Israely intsony izany.
Malagasy Bible 1865
Rana velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, tsy hisy hanaovanareo izany ohabolana izany ao amin'ny Isiraely intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia tsy hisy hanaovanareo izany oha-teny izany ao amin’ny Israely intsony.
malagasy
Rana velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, tsy hisy hanaovanareo izany ohabolana izany ao amin'ny Isiraely intsony.