Ezekiel 18:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy sitrako ny fahafatesan’izay maty, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Koa mibebaha ianareo mba ho velona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy sitrako ny fahafatesan’izay maty, - teny marin’ny Tompo Iaveh; - koa mibebaha ianareo ka aoka ho velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy sitrako ny hahafaty ny olona. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany. Ovay ny toe-dratsy, dia ho velona ianareo.›
Malagasy Bible 1865
Fa tsy sitrako ny fahafatesan'izay maty, hoy Jehovah Tompo. Koa mibebaha ianareo mba ho velona. Hira fahalahelovana ny amin'ireo lehiben'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy sitrako ny fahafatesan’izay maty, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Koa mibebaha ianareo mba ho velona!
malagasy
Fa tsy sitrako ny fahafatesan'izay maty, hoy Jehovah Tompo. Koa mibebaha ianareo mba ho velona. Hira fahalahelovana ny amin'ireo lehiben'ny Isiraely.