Ezekiel 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha marina ny olona ka manao izay marina sy mahitsy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona marina, ka manaraka ny rariny sy ny hitsiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka hatao hoe misy lehilahy marina iray ka manao izay marina sy mahitsy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha marina ny olona ka manao izay marina sy mahitsy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha marina ny olona ka manao izay marina sy mahitsy,
malagasy
Fa raha marina ny olona ka manao izay marina sy mahitsy,