Ezekiel 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin’ny sampin’ny taranak’Israely, na mandoto ny vadin’ny namany, na manakaiky ny vehivavy izay mararin’ny fadimbolana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mihinana eny an-tendrombohitra, tsy manandra-maso amin’izay sampin-dozan’ny taranak’i Israely, tsy manala baraka ny vadin’ny namany, tsy mandeha amin’ny vehivavy izay mbola ao anatin’ny fahalotoana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mihinana amin’ny sakafom-panompoan-tsampy eny an-tendrombohitra izy na manompo ireo sampin’ny Israelita, tsy mandoto ny vadin’ny namany na matory amin’ny vehivavy voan’ny fadimbolana.
Malagasy Bible 1865
fa tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin'ny sampin'ny taranak'Isiraely, na mandoto ny vadin'ny namany, na manakaiky ny vehivavy izay mararin'ny fadim-bolana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin’ny sampin’ny taranak’Israely, na mandoto ny vadin’ny namany, na manakaiky ny vehivavy izay mararin’ny fadimbolana,
malagasy
fa tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin'ny sampin'ny taranak'Isiraely, na mandoto ny vadin'ny namany, na manakaiky ny vehivavy izay mararin'ny fadim-bolana,