Ezekiel 18:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na mampahory olona fa mamerina ny natao antoka, tsy mandroba fa manome ny haniny ho an’ny noana ary manafy lamba ny mitanjaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mampahory olona, mamerina amin’ny mpitrosa ny nataony antoka, tsy manao halatra, manome hanina ny noana, manafy lamba ny mitanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mitsentsitra na mangalatra izy fa mamerina ny antoka amin’ny mpitrosa, ary manome hanina ho an’ny noana sy fitafiana ho an’ireo tsy manana.
Malagasy Bible 1865
na mampahory olona, fa mamerina ny natao tsatòka, ary tsy mandroba, fa manome ny haniny ho an'ny noana ary manafy lamba ny matanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na mampahory olona fa mamerina ny natao antoka, tsy mandroba fa manome ny haniny ho an’ny noana ary manafy lamba ny mitanjaka,
malagasy
na mampahory olona, fa mamerina ny natao tsatòka, ary tsy mandroba, fa manome ny haniny ho an'ny noana ary manafy lamba ny matanjaka,