Ezekiel 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy mampanjana-bola na maka tombony akory fa miaro ny tanany tsy hanao izay ratsy, ary manao fitsarana marina amin’izay miady,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy manao zana-bola be loatra, tsy maka zana-bola, mamily ny tanany tsy hanao ratsy, mitsara marina ny an-daniny avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mampindram-bola mba hahazoana zana-bola sy tombony izy, tsy miray tsikombakomba amin’ny tsy marina fa manao fitsarana tsy miangatra.
Malagasy Bible 1865
tsy mampanàna vola, na maka tombony akory, fa miaro ny tanany tsy hanao ratsy ary manao fitsarana marina amin'ny miady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy mampanjana-bola na maka tombony akory fa miaro ny tanany tsy hanao izay ratsy, ary manao fitsarana marina amin’izay miady,
malagasy
tsy mampanàna vola, na maka tombony akory, fa miaro ny tanany tsy hanao ratsy ary manao fitsarana marina amin'ny miady,