Ezekiel 18:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mandeha araka ny lalànako sy mitandrina ny fitsipiko ka manao izay marina, dia marina izy ka ho velona tokoa, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary manaraka ny didiko sy mitandrina ny lalàko ka tsy mivadika amin’izany, dia olo-marina io ka ho velona izy, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka ny lalànako sy mitandrina ny fitsipiko izy mba hanao izay mahitsy. Olo-marina io lehilahy io ka ho velona tokoa. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
ary mandeha araka ny lalàko sy ny mitandrina ny fitsipiko ka manao izay marina, dia marina izy ka ho velona tokoa, hoy i; Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mandeha araka ny lalànako sy mitandrina ny fitsipiko ka manao izay marina, dia marina izy ka ho velona tokoa, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
ary mandeha araka ny lalàko sy ny mitandrina ny fitsipiko ka manao izay marina, dia marina izy ka ho velona tokoa, hoy i; Jehovah Tompo.