Ezekiel 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny reninao dia tahaka ny voaloboka voavoly teo amoron-drano, vokatra sady nanaroka izy azon’ny rano betsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny voaloboka ny reninao tamin’ny andro nanambinana anao, voavoly teo amoron-drano izy, namoa sady nandravina, noho ny habetsahan’ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny reninareo dia tahaka ny voaloboka iray nambolena teo amoron-drano. Nilonjehitra voa sy nanaroka izy noho ny rano be nanondraka azy,
Malagasy Bible 1865
Ny reninao dia tahaka ny voalobota voavoly teo amoron-drano Tamin'ny andro niadananao: Vokatra sady nanaroka izy azon'ny rano be,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny reninao dia tahaka ny voaloboka voavoly teo amoron-drano, vokatra sady nanaroka izy azon’ny rano betsaka.
malagasy
Ny reninao dia tahaka ny voalobota voavoly teo amoron-drano Tamin'ny andro niadananao: Vokatra sady nanaroka izy azon'ny rano be,[Na: Fony tamin'ny rànao ianao; izahao xvi. 6; na: Eny, tahaka ny tenanao]