Ezekiel 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny dia voavoly any an-tany efitra izy, dia ao amin’ny tany maina sady karankaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, indro izy nambolena any an’efitra, amin’ny tany maina sy karankaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny izany voaloboka izany dia voavoly any an-taniefitra ao amin’ny tany maina sy karankaina.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny voavoly any an-efitra, dia ao amin'ny tany maina karankaina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny dia voavoly any an-tany efitra izy, dia ao amin’ny tany maina sady karankaina.
malagasy
Ary ankehitriny voavoly any an-efitra, dia ao amin'ny tany maina karankaina izy.Ary afo no mivoaka avy amin'ny sampany misy tehina ka mandevona ny voany, dia tsy misy rantsany mafy azo atao tehim-panjakana ho fanapahana intsony izy. Hira fahalahelovana izany sady mbola ho hira fahalahelovana ihany.