Ezekiel 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lazao hoe: Inona moa reninareo? Liom-bavy izy. Namitsaka teo amin’ny liona izy ary nitaiza ny zanany teo amin’ny liona tanora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana ity reninao, no nandry toy ny liombavy, eo amin’ireo liondahy? Eo afovoan’ireo liona tanora dia namelona ny zanany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hanao hoe: «Ny reninareo ve? Toy ny liom-bavy izy no namitsaka teo afovoan’ireo lion-dahy! Teo anivon’ny liona tanora izy no nitorovoka nampinono ny zanany.
Malagasy Bible 1865
ka ataovy hoe: Nahoana ny liom-bavy reninareo no namitsaka tao amin'ny liom-bavy. Ary nitaiza ny zanany tao amin'ny liona tanora?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lazao hoe: Inona moa reninareo? Liom-bavy izy. Namitsaka teo amin’ny liona izy ary nitaiza ny zanany teo amin’ny liona tanora.
malagasy
ka ataovy hoe: Nahoana ny liom-bavy reninareo no namitsaka tao amin'ny liom-bavy. Ary nitaiza ny zanany tao amin'ny liona tanora?[Na: Inona moa reninareo? Liom-bavy izy. Namitsaka]