Ezekiel 19:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahalehibe ny zanany iray izy dia tonga liona tanora io ka nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nobeaziny ny iray amin’ireo zanany, ka tonga liona tanora; nianatra hamiravira ny hazany io; dia nihinana olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanabe ny anankiray tamin’ireo izy; ka nony liona tanora matanjaka io, dia nianatra namiravira haza sady nihinana olona.
Malagasy Bible 1865
Ary nahalehibe ny zanany anankiray izy, dia tonga liona tanora io ka nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahalehibe ny zanany iray izy dia tonga liona tanora io ka nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.
malagasy
Ary nahalehibe ny zanany anankiray izy, dia tonga liona tanora io ka nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.