Ezekiel 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahare ny lazany ny firenena dia namandrika azy tamin’ny lavaka ka nasiany masom-by ny orony, ary noentiny ho any amin’ny tany Ejipta izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre ny lazany ireo firenena, ka voasambotra tao an-davany izy. Nitondra azy rehefa nasiany faraingo ny vavany, ho any amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahare ny lazany ny hafa firenena dia namandrika azy hatao anaty lavaka, ary nanisy farango vy tamin’ny orony sy nitondra azy nankany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Nahare ny lazany ny firenena, dia namandrika azy tamin'ny lavaka, ka nasiany masom-by ny orony, dia nentiny ho any amin'ny tany Egypta izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahare ny lazany ny firenena dia namandrika azy tamin’ny lavaka ka nasiany masom-by ny orony, ary noentiny ho any amin’ny tany Ejipta izy.
malagasy
Nahare ny lazany ny firenena, dia namandrika azy tamin'ny lavaka, ka nasiany masom-by ny orony, dia nentiny ho any amin'ny tany Egypta izy.