Ezekiel 19:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ny liom-bavy fa foana sy levona ny fanantenany dia nanalany indray ny zanany ka notezainy ho tonga liona tanora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’ity liom-bavy fa miandry foana izy fa very ny fanantenany, dia naka iray hafa tamin’ireo zanany indray izy, ka nataony tonga liona io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tsapan’ilay liom-bavy fa foana sy levona ny fanantenany, dia nalainy ny iray hafa tamin’ireo zanany ka notezainy ho tonga liona tanora matanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny liom-bavy fa foana sy levona ny fanantenany, dia nangalany indray ny zanany ka notezainy ho tonga liona tanora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ny liom-bavy fa foana sy levona ny fanantenany dia nanalany indray ny zanany ka notezainy ho tonga liona tanora.
malagasy
Ary nony hitan'ny liom-bavy fa foana sy levona ny fanantenany, dia nangalany indray ny zanany ka notezainy ho tonga liona tanora.