Ezekiel 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoivoy teny amin’ny liom-bavy iny ka tonga liona tanora, ary nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha teo amin’ireo liona io, ka tonga liona tanora. Nianatra hamiravira ny hazany izy, dia nihinana olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niriaria teo anivon’ny lion-dahy izy io, ka nony tonga liona tanora matanjaka, dia nianatra namiravira haza ihany koa sady nihinana olona.
Malagasy Bible 1865
Ary nivoivoy teny amin'ny liom-bavy iny, dia tonga liona tanora ka nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoivoy teny amin’ny liom-bavy iny ka tonga liona tanora, ary nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.
malagasy
Ary nivoivoy teny amin'ny liom-bavy iny, dia tonga liona tanora ka nianatra hamiravira haza sady nihinana olona.