Ezekiel 19:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Narodany ny lapan’ireny sady noravany ny tanànany ka lao ny tany mbamin’izay rehetra tao aminy noho ny feon’ny fierony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahalala ny mpitondra tena eo aminy izy, nandrava ny tanànany; nivadi-po ny tany mbamin’izay rehetra teo aminy, noho ny fitreron’ny fierony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namotika ny lapan’ireo izy ary nandrava ny tanànany. Raiki-tahotra ny mponina teo amin’ny tany, raha vao nandre ny fieronerony.
Malagasy Bible 1865
Ary nisavika ny mpitondratenan'ireny izy sady nandrava ny tanànany, ka lao ny tany mbamin'izay rehetra tao aminy. Noho ny feon'ny fierony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Narodany ny lapan’ireny sady noravany ny tanànany ka lao ny tany mbamin’izay rehetra tao aminy noho ny feon’ny fierony.
malagasy
Ary nisavika ny mpitondratenan'ireny izy sady nandrava ny tanànany, ka lao ny tany mbamin'izay rehetra tao aminy. Noho ny feon'ny fierony.[Na: Ary fantany ny lapan'ireny]