Ezekiel 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, mitsangàna, fa hiteny aminao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy tamiko nanao hoe: «Mitsangàna, ry zanak’olona, fa hiteny aminao Aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ilay feo tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, mitsangàna ianao fa hiteny aminao Aho.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, mitsangàna, fa hiteny aminao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona*, mitsangàna, fa hiteny aminao Aho.
malagasy
[Ny niantsoana an'i Ezekiela ho mpaminany] Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, mitsangàna, fa hiteny aminao Aho.