Ezekiel 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novelariny teo anatrehako izany, ary nisy soratra teo anatiny sy teo ivelany; ary fitomaniana sy fidradradradrana sy fitarainana no voasoratra teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novelariny teo anoloako io, ka voasoratra ny tao anatiny sy ny teo ivelany; ary hira fisaonana amam-pitomaniana sy fitarainana no voasoratra teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noborahany teo anatrehako izany, ka voasoratra ny lafiny roa. Fitarainana sy toloko ary toreo no voasoratra tao.
Malagasy Bible 1865
Dia novelariny teo anatrehako izany, ary nisy soratra teo anatiny sy teo ivoany; ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novelariny teo anatrehako izany, ary nisy soratra teo anatiny sy teo ivelany; ary fitomaniana sy fidradradradrana sy fitarainana no voasoratra teo.
malagasy
Dia novelariny teo anatrehako izany, ary nisy soratra teo anatiny sy teo ivoany; ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo.